|
|
|
|

Teny iditra1 voromailala
Singan-teny  2vorona, 3mahay, 4lala
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [voromahailala] 6Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona.
7(Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana). [1.1]
8vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  9a dove, a pigeon. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [voromahailala] 10pigeon, colombe. [1.3]
11pigeon. [1.54]
Ohatra  12 Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437#]
Voambolana  13 Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  14voromahailala
Mpanahaka  15 domohina, 16 limohy, 17 pakatova
Lahatsoratra  18Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11