|
|
|
|

Teny iditra1 voro-damba
Singan-teny  2vorotra, 3lamba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6rags. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits.
8figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes. [1.3]
9chiffons. [1.8]
Ohatra  10 voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso; [2.587#]
11 nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285#]
12 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#]
Kamban-teny rehetra  13fahamborodamba
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02