|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vonkina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiforetana, onkina, kainkona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4rétrécissement, resserrement, contraction, retrait. [1.3#856]
Ohatra  5 Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)21 vonkina
Singan-teny  22vony, 23hina
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25(de vony : fleur ; et hina : bonne entente, union des efforts) Nom d'un arbre non identifié.
26Son infusion était distribuée aux personnes concluant un accord, une alliance, comme gage de longue durée.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  28 vankony, 29 vonkina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08