|
|
|
|

Teny iditra1 mamonkina
Fototeny  2vonkina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho lava.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to contract (the fist), to curl into a ball. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6contracter, comme le poing ; replier en boule. [1.8]
Ohatra  7 hatahorako ny hafa Mbetika i Tovo mamonkina ny totohondriny, mbetika mifendrofendro tahaka ny hitomany [2.895#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02