|
|
|
|

Teny iditra1 avonkina
Fototeny  2vonkina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be contracted or clenched as a fist. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on contracte, comme le poing. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 avankony, 12 avonkina, 13 voankina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12