|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vombo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the mane of a horse, the bristles on a pig's back. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux. [1.3]
Ohatra  6 Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony? [2.996#]
Voambolana  7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  8vombona, vovona
Kamban-teny rehetra  9manangam-bombo

Teny iditra (2/2)10 vombo
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
13taovam-pivoizan'ny trondro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14nageoire. [1.13]
Voambolana  15 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08