Teny iditra volavelona (vola velona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   Karazana metaly fotsy miranoka [SLP 1986]
Dikanteny anglisy   Quicksilver, mercury [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Mercure [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana  
Jereo  

Nohavaozina taminy 2011/07/23
Takela isoratana ny soso-kevitrao