|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voavory
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3nosy. [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  4vòvory

Teny iditra (2/2)5 voavory
Fototeny  6vory
Sokajin-teny  7 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Qu'on a réuni, ramassé. [1.3#859]
Ohatra  9 Nony voavory betsaka ny kitay, dia nomeny taro koa izy. [2.606#180]
10 Izao avy no tontalim-bola sy ny zavatra voavory isam-Piangonana. [2.649#128]
Tovy hevitra  11vinory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12