|
|
|
|

Teny iditra1 nosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4an island.
5[jav.
6And other Malayan dialects nusa.]. [1.2]
7an island. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8île. [1.3#455, 1.8]
Ohatra  9 sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
10 nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
11 Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Voambolana  12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  15 nosy, 16 Sonì, 17 Sony, sony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02