|
|
|
|

Teny iditra1 vinory
Fototeny  2vory
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voavory, novorina; nangonina, noehina: Novinorin' ny mpiantso ny fokonolona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu'on a réuni, ramassé. [1.3#859]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voavory
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 rôviny, 12 viniro, 13 vinory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02