|
|
|
|

Teny iditra1 voatapaka
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4coupé, décidé. [1.3#682]
Ohatra  5 Mbola tanora, tsy voatapaka akory izy, dia maina, alohan' ny zava-maitso eny an-tsaha. [2.996#22.008.012]
Tovy hevitra  6tinapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12