|
|
|
|

Teny iditra1 tinapaka
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5coupé, décidé. [1.3#682]
Ohatra  6 tinapaka ny hazo sy ny bozaka. [2.445#73]
7 Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. [2.245#73]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11voatapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12