|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasava |
| Fototeny | 2sava |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi.
[1.3#589] |
| Ohatra |
5 Tsy ela dia voasava ilay lohasaha;
[2.587#]
6 Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana. [2.296#59] |
| Tovy hevitra | 7sinava |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 osa vava, 10 voasava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|