|
|
|
|

Teny iditra1 sinava
Fototeny  2sava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita.
5hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi. [1.3#589]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10voasava

Fivaditsoratra  11 sinava, 12 Sivana, sivana, 13 vasany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02