|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voarointsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius).
[1.1] 4karazana voaroy misy tsilotsilony. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5framboise sauvage.
[1.13] 6(« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). 7Rubus apetalus Poir. 8(Rosaceae). 9C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. 10rosaefolius. 11Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
12 Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo.
[2.356#]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tovy hevitra | 14voaroimbazaha, voaroimena |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|