|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 voamasina
Fototeny  2hasina
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4consacré, sanctifié, bénit. [1.3]
Ohatra  5 Dia voamasina ho mpisikidy na ho mpitahiry sampy iny olona iny, afa-kanoro ny olona ny mahasitrana sy mahavelona sy ny tsy hita, na ny fomba fangataka amin' ny ranakandriana. [2.296]

Teny iditra (2/3)6 voamasina
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8(de voa : fruit ; et masina : sacré).
9Phyllarthron bojeranum DC.
10(Bignoniaceae).
11Arbre à fruit comestible, souvent planté dans les anciennes résidences royales notamment à Ambohimanga.
12Le fruit acidulé est riche en acide ascorbique ; il était recherché par les enfants.
13Les feuilles recouvertes d'un enduit cireux, servaient paraît-il à transmettre des messages.
14On peut écrire avec une simple pointe de bois et le tracé reste net même lorsqu'on frotte la feuille.
15Encore appelé zahana. [Merina] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17 voamasina
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19(de voa : fruit ; et masina : sacré).
20Phyllarthron ilicifolium (Pers.) H.Perrier (Bignoniaceae).
21Nom relevé par Chapelier, lettre du 2 prairial An 12 (22 mai 1804).
22« Voué-massine » : fruits acides formant des gousses presque sphériques, monospermes et noires dans leur maturité.
23La semence est entourée d'une pulpe brune, spongieuse, d'une acidité fort agréable ».. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  24 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25 amosavina, 26 misavoàna, misavoana, 27 voamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02