|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voalavofotsy |
| Singan-teny | 2voalavo, 3fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[voalavo fotsy]
6rat blanc.
[1.3#843] |
| Voambolana | 7 Haibiby: mampinono |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|