|
|
|
|

Teny iditra1 voafay
Fototeny  2fay
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4châtié, puni. [1.3]
Ohatra  5 Nofaizinao aho, ka voafay, toy ny vantotr' ombalahy tsy voafolaka; [2.996]
Haiendriteny 
6 Ny lasa :

Fivaditsoratra  7 voafay, 8 voafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12