|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 fay |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated..
[1.2] 5sickened, disgusted, forewarned by past experience. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément.
[1.3] 7qui n'a pas envie de. [1.196] 8dégoûté par une expérience fâcheuse. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 21 afondoloafonangatra, 22 lao, 23 leomboananana, 24 masovoasakay, 25 nahitafaisana, 26 nandraynykiho, 27 tsytiahiherika, 28 tsytiamainty, 29 tsytiamololo, 30 tsytiaveroka |
| Kamban-teny rehetra | 31faiboha |
| Teny iditra (2/5) | 32 fay |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35lime.
[1.13] |
| Voambolana | 36 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 37Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 38 fay |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41faille.
[1.13] |
| Voambolana | 42 Haibolantany |
| Mpanahaka | 43 etry, 44 tresaka |
| Kamban-teny rehetra | 45lemaky ny fay |
| Teny iditra (4/5) | 46 fay |
| Sokajin-teny | 47 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
48karazana trondro.
[Taimoro]
[1.78] 49Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
50a kind of fish with a rough skin.
[1.2#149] |
| Voambolana | 51 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (5/5) | 52 fay |
| Sokajin-teny | 53 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
54rough.
[Provincial]
[1.2#149] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 56 afy, 57 fay, 58 fia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|