|
|
|
|

Teny iditra1 vitao
Fototeny  2vita
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vitaina [Fitanisana]
Ohatra  4 vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra [1.1]
5 vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! [1.1]

Fivaditsoratra  6 avoty, 7 Ivato, 8 tiavo, 9 tivoa, 10 vitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10