|
|
|
|

Teny iditra1 vitaina
Fototeny  2vita
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra.
5Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e!.
6Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be completed, to be finished. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on finit, qu'on accomplit. [1.8]
Ohatra  9 Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina. [2.472]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 tiavina, 15 vitaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12