|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamita
Fototeny  2vita
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano.
5Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to finish, to complete. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7terminer, achever. [1.8]
Ohatra  8 Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 mamità
Fototeny  14vita
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mamaty, 17 mamità, mamita, 18 mitama, mitamà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03