|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivikina (vikina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tavitra mihitsy io zazalahy io rehefa mivikina ~ Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To leap, to jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Sauter [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mivikìna (vikina)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivikina
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20