|
|
|
|
Teny iditra
1
avikina
Fototeny
2
vi
kina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Asaina mihoatra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
avikina
, avikiko, avikinao, avikiny, avikintsika, avikinay, avikinareo, avikin', avikin-, avikim-, aviki-
6
Ny lasa :
navikina, navikiko, navikinao, navikiny, navikintsika, navikinay, navikinareo, navikin', navikin-, navikim-, naviki-
7
Ny hoavy :
havikina, havikiko, havikinao, havikiny, havikintsika, havikinay, havikinareo, havikin', havikin-, havikim-, haviki-
8
Filaza mandidy :
avikino
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12