|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vendrana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibon-dreniny io zaza io.
4Adaladala, tsy mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra atao !. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)20 vendrana
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22Karazana hazandrano. [1.1]
Voambolana  23 Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)24 vendraña
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26herana. [Sihanaka] [1.78]
27herana marani-dravina. [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28(de vendranina : action d'ouvrir une tige dans le sens de la longueur et d'en retourner l'écorce, comme on le fait pour préparer cette matière).
29Nom de diverses Cyperaceae utilisées en sparterie..
30Nom malgache relevé anciennement par Rochon (p.
31313 de son Voyage aux Indes), avec l'orthographe fantaisiste « Vuendrang ».
32C'est surtout Cyperus latifolius Poir.
33(Cyperaceae) qui est ainsi nommée dans cette région.. [Betsimisaraka]
34Scleria griegifolia (Ridl.) C.B.Clarke (Cyperaceae).
35Le nom malgache est généralement prononcé vendragna dans le Betsileo.
36Signalé par Dubois, etc.. [Merina, Betsileo]
37surtout Cyperus latifolius var.
38herana
(Cherm.) Cherm. ; Voir aussi herana.
39Malzac écrit seulement « Petit jonc, herbe aquatique ».
40Très apprécié pour la confection des nattes, chapeaux, etc.. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  41 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  42 vendraña, vendrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03