|
|
|
|

Teny iditra1 vendranina
Fototeny  2vendrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(maso) Sokafana avadika mba hanalana tapak' ahitra sendra nahaditsoka.
5Verahina roa (ohatra ny akoho vonoina). [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12