|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 velomina |
| Fototeny | 2velona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy.
5Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany. 6Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao. 7Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo. 8(hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume.
[1.8] |
| Ohatra |
11 Aza velomina ny vehivavy manana ody.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16saro-belomina |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 milevona, 19 mivelona, 20 velomina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|