|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vazahakely
Singan-teny  2vazaha, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5kapoaka. [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  6 Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)7 vazahakely
Singan-teny  8vazaha, 9kely
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(de vazaha et kely: petit).
12Aristea angustifolia Baker (Iridaceae).
13Plante des rocailles d'altitude, à fleurs bleues.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12