|
|
|
|

Teny iditra1 vazahaina
Fototeny  2vazaha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao araka ny fomban' ny Vazaha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on fait à la manière des Blancs.
6compliqué. [1.3#820]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  9gasina

Fivaditsoratra  10 hazavaina, 11 ihazavana, 12 vazahaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12