|
|
|
|

Teny iditra1 vavafo
Singan-teny  2vava, 3fo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5vavony. [Bara] [1.78]
6Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the solar plexus. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le creux de l'estomac. [1.8]
Ohatra  9 Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
Voambolana  10 Haiaina
Tovy hevitra  11ambavafo
Kamban-teny rehetra  12havavafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11