|
|
|
|

Teny iditra1 ambavafo
Singan-teny  2vava, 3fo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty. [1.1]
Ohatra  6 Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady. [2.472]
Voambolana  7 Haiaina
Tovy hevitra  8vavafo
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02