|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatorano |
| Singan-teny | 2vato, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano.
[1.1] 6vato vandana mainty. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7granit.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 9granita, vatomainty |
| Fivaditsoratra | 10 ranovato, 11 torovana, 12 vatorano, 13 voanotra, 14 voaranto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|