|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lampy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Saiky marin-tampona. [1.1]
Kamban-teny rehetra  4Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)5 lampy
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7vilia be talesaka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8plat de service. [1.13]
Voambolana  9 Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)11 lampy
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13fototeny niavian' ireto teny ireto izay hita any amin' ny toerany avy: solampy, vatolampy, lampihazo,lampivato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14great flat stones, slabs or marble, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15dallage. [1.13]
Voambolana  16 Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  18 lampy, 19 mpila

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11