|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatofantsika |
| Singan-teny | 2vato, 3fantsika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6(vato fantsika) an anchor, lit.
7a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor. 8also one who cannot leave his position or business.. [1.2] 9an anchor. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10ancre.
[1.8] |
| Ohatra |
11 Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika.
[2.356#]
|
| Voambolana | 12 Fifamoivoizan-tsambo |
| Tsipelina hafa | 13vato fantsika |
| Tovy hevitra | 14andrisa |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|