|
|
|
|

Teny iditra1 vatoafo
Singan-teny  2vato, 3afo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6silex. [1.3, 1.13]
7pierre à feu. [1.3]
Ohatra  8 Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka. [2.508#]
Voambolana  9 Haibolantany
Tovy hevitra  10vatofalia

Fivaditsoratra  11 afovato, 12 vatoafo, 13 voatafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12