|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vary amin-dronono tondrahan-tantely |
| Singan-teny | 2vary, 3amy, 4ro, 5nono, 6tondrahana, 7tantely |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9enti-milaza zavatra tonga lafatra ihaonan' ny soa sy ny tsara.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|