|
|
|
|

Teny iditra1 varimbazaha
Singan-teny  2vary, 3vazaha
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bary famboly indrindra any amin' ny tany mangatsiaka (Eoropa, Amerika avaratra...), ahazoana ny lafarina, izay anaovana ny mofo atao hoe mofo dipaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(lit.
7foreigner's rice) wheat and other European cereals. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le froment, le blé. [1.3]
9blé. [1.8]
10(de vary : riz, céréale ; et vazaha : les étrangers, venus d'au-delà des mers).
11Le blé, Triticum vulgare L.
12(Poaceae), autrefois cultivé après la conquête coloniale, surtout aux environs d'Antsirabe et de Fianarantsoa.
13Une minoterie a même fonctionné de 1910 à 1925 pour produire la farine nécessaire aux Européens.
14Aujourd'hui beaucoup de Malgaches des villes ont adopté le pain, surtout pour le repas de midi, mais on doit importer le blé ou la farine.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  15 tany vokatra varimbazaha, orja, voaloboka, aviavy, ampongabendanitra; [2.996]
Voambolana  16 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11