|
|
|
|

Teny iditra1  vaozina (vao)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  (havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy [1.1]
4  Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra [1.1]
5  Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  havaozina

Fivaditsoratra  11  vaozina, vazoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20