|
|
|
|

Teny iditra1 vanofotsy
Singan-teny  2vano, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5héron blanc.
6Ardea alba, L.. [1.3]
7la grande aigrette (Casmerodius albus). [4.22]
Ohatra  8 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Voambolana  9 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  10langaraka, langorofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12