|
|
|
|

Teny iditra1 vano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy.
4(Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a heron. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6héron. [1.3, 1.54, 1.8]
7héron cendré (Ardea cinerea firasa). [4.22]
Voambolana  8 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  9langoromavo, vanokagira
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13 vano, 14 vona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02