|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valoambinifolo |
| Singan-teny | 2valo, 3amby, 4folo |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6jereo valo ambin' ny folo.
[0] |
| Ohatra |
7 valoambinifolo no tontalinay teo.
[2.366#]
8 Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery. [2.508#] |
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|