|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 valana |
| Fototeny | 2vala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on entoure, qu'on sépare.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/6) | 11 valana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Fandehan' ny rano manaraka ny iva.
[1.1] 14fikorianan-dranoka. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15the course of water, a going down.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16le cours, le courant de l'eau.
[1.3] 17coulée. [1.13] 18courant liquide et violent, comme celui d'une chasse d'eau, d'une purge. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/6) | 37 valana |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39fitarana, filey.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/6) | 40 valaña |
| Sokajin-teny | 41 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
42filahiana.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 43 valaña |
| Sokajin-teny | 44 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
45mazava (ro), matsatso.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/6) | 46 valana |
| Sokajin-teny | 47 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
48(sens général : courant rapide).
49D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. 50Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin.. [1.196] |
| Voambolana | 51 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Fivaditsoratra | 52 Alvana, 53 lavana, 54 valana, valaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|