|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mivalana |
| Fototeny | 2valana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mangery, miavela.
5Marary kibo ka mangery matetika. [1.1] 6marary kibo mipiriritra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7avoir la diarrhée.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Lasa nivalana izy
[1.1]
9 Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 14 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 mivalana |
| Fototeny | 18valana |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mivalaña]
20manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike).
[Tanala]
[1.78] 21Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22descendre en aval.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 27miorike |
| Teny iditra (3/3) | 28 mivalàna |
| Fototeny | 29valana |
| Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 31 manavaly, 32 manivala, 33 milavana, 34 mivalàna, mivalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|