|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famalanana
Fototeny  2valana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fanaovana izay hivalanana, fampivalanana. [1.1]
5fanadiovan-kibo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6purgatif. [1.13]
Voambolana  7 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)8 famalanana
Fototeny  9valana
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Fandefasana hanaraka ny rano.
12fandroahana, fampihatahana lavitra.
13fanasiana fandairandoko amin' ny lamba.
14fandisoana feon-kira. [1.1]

Fivaditsoratra  15 famalanana, 16 fanalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12