|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valalanamboa |
| Singan-teny | 2valala, 3amboa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Phyrnateus saxosus, Coq..
[1.3#772] |
| Ohatra |
6 Tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika ka 'ndeha isika hisasa 'ndeha hiala loza fa tohatra an'Ilaitoatsiary
[2.131#409]
|
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tsipelina hafa | 8valalan' amboa |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|