|
|
|
|

Teny iditra1 vaky feo
Singan-teny  2vaky, 3feo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6dont la voix mue, dont la voix devient rauque. [1.3]
Voambolana  7 Fahasalamana

Fivaditsoratra  8 fievoka, 9 vaky feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12