|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vakim-pileovana |
| Singan-teny | 2vaky, 3fileovana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5sous-préfecture.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Miasa eo ambany fiahian' ny solontenam-panjakana na ny lehiben' ny boriborintany ara-panjakana ny lehiben' ny kartie: ny lehiben' ny vakimpileovana no manendry azy, ary maro ny andraikitra sahaniny izay itovizany amin' ny lehiben' ny faribohitra.
[4.27#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|