|
|
|
|

Teny iditra1 vakim-bola
Singan-teny  2vaky, 3vola
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sombintsombin' ny vola farantsa izay novakina taloha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Morceaux d'argent coupé.
7Les fragments de la pièce coupée en morceaux. [2.415#6631]
Voambolana  8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  9vakivakim-bola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02