|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vahotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4benumbed.
5perplexed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6engourdi.
7confus. [1.3, 1.8] 8transi, crispé par le froid. 9fig. 10stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus. [1.3] |
| Ohatra |
11 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324]
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 32 hovatra, 33 vahotra, 34 vohatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|