|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivahotra |
| Fototeny | 2vahotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny olona mivahotra, izany hoe mijanona tsy mahahetsika, na ngolin' ny hatsiaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5État de celui qui est transi de froid, saisi de crainte.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|